INFORMATIQUE ho an'ny daholobe

150000.00 Ar
Andro nilazana: 15/07/2021
  • Toerana: Ambohimiadana Sud, Renivohitra, Antananarivo, Madagasikara
INFORMATIQUE - NUMERIQUE - DIGITAL - ELECTRONIQUE

Amin'izao vanim-potoana hiainantsika izao dia mirona mankany amin'ny fampiasana ny INFORMATIQUE na ilay antsoina hoe NOUVELLE TECHNOLOGIE avokoa ny rehetra.

Isika eto Madagasikara dia efa makirakira io fitaovana io saingy vitsy no mahalala ny :

- Atao hoe INFORMATIQUE - NUMERIQUE - DIGITAL - ELECTRONIQUE

- Fomba nanamboarana azy

- Karazana fitaovana efa vita sy ny mety ho vita avy aminy

- Fomba fampiasana azy

- Ny fomba fikojakojana azy

Ity fampianarana ity dia natao tamin'ny Teny Malagasy, tsy mifidy fari-pahaizana.

TANJONA
TANJON'NY FAMPIANARANA

Ireto avy ny zavatra ho hain'ny mpianatra rehefa vita ny fampianarana, izay azahoana certificat :

- Fahalalàna amin'ny ankapobeany ny zava-misy ao anatin'ny fitaovana Informatique

- Fahalalàna ny fitaovana fampiasa any amin'ny toeram-piasana (bureautique, télétravail, sécurité...)

- Fikojakojàna ny fitaovana Informatique eny ampelatanana (Ordinateur de bureau, Lap TOp, Tablette, Téléphone...)

FIZOTRAN'NY FAMPIANARANA
Ny fanabeazana dia maharitra 30ora ka :

Ny 16ora voalohany dia fampianarana sy fanazavana
Ny 10ora faharoa dia fanaovana asa manokan'ny mpianatra (travail personnel de l'apprenant)
Ny 4ora farany dia fanadinana sy laza adina
Result 0 votes
MS Formation
0 votes

Hiresaka aminy Zaraina

Vokatra mitovitovy

  • L'approvisionnement
    L'approvisionnement
    30000.00 Ar
    Fampianarana Renivohitra (Antananarivo) 15/07/2021
    Dans le cadre de son activité commerciale, La société achète des marchandises pour les revendre en l'état. Quels sont les processus mis en œuvre dans l'entreprise pour aboutir à la vente des marchandises ? Quels sont les flux qui en découlent et les ...
  • Cours Initiation à l'organisation de l'entreprise
    Cours Initiation à l'organisation de l'entreprise
    30000.00 Ar
    Fampianarana Renivohitra (Antananarivo) 15/07/2021
    Une entreprise constitue une entité complexe, aux finalités multiples, et en relation constante avec une ensemble de partenaires. Avant d'aborder la gestion de l'entreprise, il est nécessaire d'en découvrir la richesse et la diversité. Plan du cours ...